2 Chronicles 26:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny miaramila fehezin’ireo dia dimanjato sy fito arivo sy telo hetsy, izay nahery niady indrindra, ary nanampy ny mpanjaka niady tamin’ny fahavalony ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka ny miaramila nofehezin’ireo, dia 307.500, izay nahay niady tamin’ny hery lehibe tokoa, hanohana ny mpanjaka tsy ho voan’ny fahavalony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary ny tafika matanjaka nofeheziny kosa dia antokony telonjato nisy vatan-dehilahy 7 500, izay nahery niady tokoa mba homba ny mpanjaka hamely ny fahavalony.
Malagasy Bible 1865
Ary ny miaramila fehezin'ireo dia diman-jato amby fito arivo sy telo hetsy, izay nahery niady indrindra, homba ny mpanjaka hiady amin'ny fahavalony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny miaramila fehezin’ireo dia dimanjato sy fito arivo sy telo hetsy, izay nahery niady indrindra, ary nanampy ny mpanjaka niady tamin’ny fahavalony ireo.
malagasy
Ary ny miaramila fehezin'ireo dia diman-jato amby fito arivo sy telo hetsy, izay nahery niady indrindra, homba ny mpanjaka hiady amin'ny fahavalony.