2 Chronicles 26:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nahery anefa izy dia niavonavona ny fony ka nanao izay ratsy izy, ary nivadika tamin’NY TOMPO Andriamaniny ka niditra tao amin’ny tempolin’NY TOMPO handoro ditin-kazo manitra teo amin’ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisondrotra tao am-pony izaitsizy anefa izy, nony tonga nahery, ka nahafongotra azy izany. Nanota tamin’i Iaveh Andriamaniny izy, fa niditra tao an-tempolin’i Iaveh izy, handoro zava-manitra eo ambony ôtely fandoroan-java-manitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo nampiavonavona am-po azy izany hery nananany izany, ka nitarika loza ho an’ny tenany. Nivadika tamin’ny TOMPO Andriamaniny izy ka niditra tao amin’ny Toeramasin’ny TOMPO mba handoro vovo-javamanitra teo amin’ny alitara fanaovana izany.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nahery izy, dia niavonavona ny fony, ka nanao izay ratsy izy, fa nivadika tamin'i Jehovah Andriamaniny ka niditra tao amin'ny tempolin'i Jehovah handoro ditin-kazo manitra teo amln'ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nahery anefa izy dia niavonavona ny fony ka nanao izay ratsy izy, ary nivadika tamin’NY TOMPO Andriamaniny ka niditra tao amin’ny tempolin’NY TOMPO handoro ditin-kazo manitra teo amin’ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra.
malagasy