2 Chronicles 26:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa niditra nanaraka azy kosa i Azaria mpisorona mbamin’ny valopolo lahy amin’ny mpisoron’NY TOMPO, dia lehilahy samy mahery avokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niditra avy ato aoriany kosa i Azariasa mpisorona, mbamin’ny valopolo lahy amin’ny mpisoron’i Iaveh, samy lehilahy mahery avokoa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa mba niditra nanaraka azy kosa i Hazarià mpisorombe, niaraka tamin’ny mpisoron ’ny TOMPO valopolo lahy izay samy mahery fo avokoa.
Malagasy Bible 1865
Fa niditra nanaraka azy kosa Azaria mpisorona mbamin'ny valo-polo lahy amin'ny mpisoron'i Jehovah, lehilahy samy mahery avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa niditra nanaraka azy kosa i Azaria mpisorona mbamin’ny valopolo lahy amin’ny mpisoron’NY TOMPO, dia lehilahy samy mahery avokoa.
malagasy
Fa niditra nanaraka azy kosa Azaria mpisorona mbamin'ny valo-polo lahy amin'ny mpisoron'i Jehovah, lehilahy samy mahery avokoa.