2 Chronicles 26:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy no nanamboatra indray an’i Elota ka nampody azy ho an’ny Joda, rehefa nodimandry any amin’ny razany ny mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanorina an’i Elata indray izy, sy namerina azy ho amin’i Jodà indray, nony efa nody mandry any amin’ny razany ny mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany kosa ity rainy, dia i Hozià no nampody ny seranana Elata ho an’ny fanjakan’i Joda sy nanamboatra azy indray.
Malagasy Bible 1865
Izy no nanamboatra an'i Elota ka nampody azy ho an'ny Joda indray, rehefa lasa nodimandry any amin'ny razany ny mpanajaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy no nanamboatra indray an’i Elota ka nampody azy ho an’ny Joda, rehefa nodimandry any amin’ny razany ny mpanjaka.
malagasy
Izy no nanamboatra an'i Elota ka nampody azy ho an'ny Joda indray, rehefa lasa nodimandry any amin'ny razany ny mpanajaka.