2 Chronicles 26:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tantaran’i Ozia sisa, hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany, dia efa nosoratan’Isaia mpaminany, zanak’i Amoza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny asan’i Oziasa sisa, ny voalohany sy ny farany, dia efa voasoratr’i Izaia zanak’i Amôsa mpaminany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sisa amin’ny tantaran’i Hozià, na tamboalohany na tafara, dia nosoratan’i Isaià mpaminany zanakalahin’i Amôtsa.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tantaran'i Ozia sisa, na ny voalohany na ny farany, dia efa nosoratan'Isaia mpaminany, zanak'i Amoza;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tantaran’i Ozia sisa, hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany, dia efa nosoratan’Isaia mpaminany, zanak’i Amoza.
malagasy
Ary ny tantaran'i Ozia sisa, na ny voalohany na ny farany, dia efa nosoratan'Isaia mpaminany, zanak'i Amoza;Ary Ozia lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao amin'ny razany tao an-tsaha fandevenana izay an'ny mpanjaka, satria hoy ny olona: Boka izy. Ary Jotama zanany no nanjaka nandimby azy.