2 Chronicles 26:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nodimandry any amin’ny razany i Ozia, dia nalevina tao amin’ny razany tao amin’ny saha misy ny toeram-pandevenana ny mpanjaka, satria hoy ny olona: Boka izy. Ary i Jotama zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nody mandry tamin’ny razany i Oziasa, tany amin’ny saha fandevenana ny mpanjaka satria boka izy, hoy ny olona. I Joatama zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany kosa i Hozià, dia nalevina tao an-tsaha filevena-mpanjaka; kanefa tsy tao amin’ny fasan-drazana no nandevenana azy, satria hoy ny olona hoe: «Voan’ny aretin-koditra izy!» Ary i Jôtama zanany lahy no nanjaka nandimby azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Ozia lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao amin'ny razany tao an-tsaha fandevenana izay an'ny mpanjaka, satria hoy ny olona: Boka izy. Ary Jotama zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary Ozia lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao amin'ny razany tao an-tsaha fandevenana izay an'ny mpanjaka, satria hoy ny olona: Boka izy. Ary Jotama zanany no nanjaka nandimby azy.