2 Chronicles 26:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitady an’Andriamanitra izy tamin’ny andron’i Zakaria, izay nahafantatra ny fahatahorana an’Andriamanitra; ary tamin’ny andro nitadiavany NY TOMPO dia nambinin’Andriamanitra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanaja an’Andriamanitra izy, tamin’ny andro niainan’i Zakaria, izay nampianatra azy ny fahatahorana an’Andriamanitra ary nambinin’Andriamanitra izy, tamin’ny andro nanajany an’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Hozià tamin’ny andro niainan’i Zakarià izay nampianatra azy hanaja an’Andriamanitra, dia nivavaka tokoa tamin’ny TOMPO Andriamanitra sady nomeny fanambinana.
Malagasy Bible 1865
Ary nitady an'Andriamanitra izy tamin'ny andron'i Zakaria, izay nahafantatra ny fahitana an'Andriamanitra; ary tamin'ny andro nitadiavany an'i Jehovah dia nambinin'Andriamanitra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitady an’Andriamanitra izy tamin’ny andron’i Zakaria, izay nahafantatra ny fahatahorana an’Andriamanitra; ary tamin’ny andro nitadiavany NY TOMPO dia nambinin’Andriamanitra izy.
malagasy
Ary nitady an'Andriamanitra izy tamin'ny andron'i Zakaria, izay nahafantatra ny fahitana an'Andriamanitra; ary tamin'ny andro nitadiavany an'i Jehovah dia nambinin'Andriamanitra izy.