2 Chronicles 26:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Andriamanitra nanampy azy tamin’ny namelezany ny Filistina sy ny Arabo izay nonina tao Gora-Baala ary ny Meonita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampian’Andriamanitra izy hamely ny Filistinina sy ny Arabo nonina tany Gora-Baala, ary ny Maonita.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanampy azy hatrany Andriamanitra hanohitra ny Filistinina sy ny Arabo nonina tao Gora ary ny Mehonita.
Malagasy Bible 1865
Ary Andriamanitra nanampy azy hamely ny Filistina sy ny Arabo izay nonina tao Gorabala ary ny Meonita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Andriamanitra nanampy azy tamin’ny namelezany ny Filistina sy ny Arabo izay nonina tao Gora-Baala ary ny Meonita.
malagasy
Ary Andriamanitra nanampy azy hamely ny Filistina sy ny Arabo izay nonina tao Gorabala ary ny Meonita.