2 Chronicles 26:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandoa hetra ho an’i Ozia ny Amonita; dia niely hatrany akaiky an’i Ejipta ny lazany satria tonga mahery indrindra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitondra fanatitra ho an’i Oziasa ny Amônita, ary niely hatrany akaikin’i Ejipta ny lazany, fa tonga nahery indrindra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto Mehonita ireto aza dia nandoa hetra ho azy. Tonga nahery fatratra i Hozià ka niely laza hatrany amin’ny sisin-tanin’i Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Amonita nandoa hetra ho an'i Ozia; dia niely ny lazany hatrany akaikin'i Egypta, fa tonga mahery indrindra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandoa hetra ho an’i Ozia ny Amonita; dia niely hatrany akaiky an’i Ejipta ny lazany satria tonga mahery indrindra izy.
malagasy
Ary ny Amonita nandoa hetra ho an'i Ozia; dia niely ny lazany hatrany akaikin'i Egypta, fa tonga mahery indrindra izy.