2 Chronicles 26:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanorina tilikambo tany Jerosalema, teo amin’ny vavahady eo an-jorony sy teo amin’ny vavahady mankao amin’ny lohasaha sy teo an-jorony i Ozia ka nanamafy azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nasian’i Oziasa tilikambo teo amin’ny vavahady an-jorony sy teo amin’ny vavahady mankany an-dohasaha ary teo amin’ny zorony, tao Jerosalema, sady nohamafisiny izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao tilikambo tao Jerosalema izy, teo amin’ny Vavahadin’ny Zoro sy teo amin’ny Vavahady mankany an-dohasaha sady nohamafisiny tsara.
Malagasy Bible 1865
Ary Ozia nanao tilikambo tany Jerosalema, teo amin'ny vavahady an-jorony sy teo amin'ny vavahady mankao amin'ny tany lemaka sy teo an-jorony ka nanamafy azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanorina tilikambo tany Jerosalema, teo amin’ny vavahady eo an-jorony sy teo amin’ny vavahady mankao amin’ny lohasaha sy teo an-jorony i Ozia ka nanamafy azy.
malagasy
Ary Ozia nanao tilikambo tany Jerosalema, teo amin'ny vavahady an-jorony sy teo amin'ny vavahady mankao amin'ny tany lemaka sy teo an-jorony ka nanamafy azy.