2 Chronicles 27:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dimy amby roapolo taona i Jotama raha nanomboka nanjaka ary enina amby folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran’ny reniny dia Jerosa, zanakavavin’i Zadoka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary 25 taona i Joatama, fony vao nanjaka, ary 16 taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Jerosà zanak’i Sadôka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feno 25 taona i Jôtama fony izy tonga mpanjaka; ary naharitra 16 taona no nanjakany toa Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Jerosà zanakavavin’i Tsadôka.
Malagasy Bible 1865
Dimy amby roa-polo taona Jotama, fony izy vao nanjaka, ary enina ambin'ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Jerosa, zanakavavin'i Zadoka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dimy amby roapolo taona i Jotama raha nanomboka nanjaka ary enina amby folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran’ny reniny dia Jerosa, zanakavavin’i Zadoka.
malagasy
[Atỳ nanjakan'i Jotama] Dimy amby roa-polo taona Jotama, fony izy vao nanjaka, ary enina ambin'ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Jerosa, zanakavavin'i Zadoka.