2 Chronicles 27:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO izy, tahaka izay nataon’i Ozia rainy; nefa kosa tsy mba niditra tao amin’ny tempolin’NY TOMPO izy. Ary mbola nanao izay ratsy ihany ny vahoaka rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao izay mahitsy eo imason’i Iaveh, araka izay rehetra nataon’i Oziasa rainy izy, fa tsy mba niditra tao an-tempolin’i Iaveh; ny vahoaka kosa mbola niharatsy ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO i Jôtama, tahaka izay nataon’i Hozià rainy, kanefa tsy mba niditra tao amin’ny Toeramasin’ny TOMPO. Saingy mbola niharatsy toetra ihany ny vahoaka.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah izy, tahaka izay nataon'i Ozia rainy; nefa kosa tsy mba niditra tao amin'ny tempolin'i Jehovah izy. Ary ny vahoaka rehetra mbola nanao ratsy ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO izy, tahaka izay nataon’i Ozia rainy; nefa kosa tsy mba niditra tao amin’ny tempolin’NY TOMPO izy. Ary mbola nanao izay ratsy ihany ny vahoaka rehetra.
malagasy
Ary nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah izy, tahaka izay nataon'i Ozia rainy; nefa kosa tsy mba niditra tao amin'ny tempolin'i Jehovah izy. Ary ny vahoaka rehetra mbola nanao ratsy ihany.