2 Chronicles 27:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanorina tanàna teny amin’ny tany be havoana any Joda sy trano fiarovana ary tilikambo tany an’ala koa izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao tanàna teny amin’ny tendrombohitr’i Jodà izy, mbamina trano mimanda sy tilikambo tany an’ala.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanorenany tanàna teny amin’ny havoan’i Joda ary nanaovany trano fiarovana sy tilikambo tany an’ala.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao tanàna teny amin'ny tany havoan'i Joda sy trano fiarovana ary tilikambo tany an'ala koa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanorina tanàna teny amin’ny tany be havoana any Joda sy trano fiarovana ary tilikambo tany an’ala koa izy.
malagasy
Ary nanao tanàna teny amin'ny tany havoan'i Joda sy trano fiarovana ary tilikambo tany an'ala koa izy.