2 Chronicles 27:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitombo hery i Jotama, satria nizotra tsara teo anatrehan’NY TOMPO Andriamaniny izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitombo hery i Joatama, satria nizotra mafy tamin’ny lalany, teo anatrehan’i Iaveh Andriamaniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitombo hery hatrany i Jôtama noho izy tsara fitondrantena teo anatrehan’ny TOMPO Andriamaniny.
Malagasy Bible 1865
Ary dia nitombo hery Jotama, satria nizotra tsara teo anatrehan'i Jehovah Andriamaniny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitombo hery i Jotama, satria nizotra tsara teo anatrehan’NY TOMPO Andriamaniny izy.
malagasy
Ary dia nitombo hery Jotama, satria nizotra tsara teo anatrehan'i Jehovah Andriamaniny izy.