2 Chronicles 27:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny tantaran’i Jotama sisa mbamin’ny adiny rehetra sy ny nataony rehetra, indro, efa voasoratra ao amin’ny bokin’ny mpanjakan’ny Israely sy ny Joda izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny asa nataon’i Joatama sisa, ny ady rehetra nataony sy izay rehetra vitany, indro fa efa voasoratra ao amin’ny bokin’ny mpanjakan’i Israely sy i Jodà avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sisa amin’ny tantaran’i Jôtama mbamin’ny adiny rehetra sy ny zava-bitany dia indreo efa voasoratra ao amin’ny bokin’ny mpanjakan’i Israely sy i Joda izany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tantaran'i Jotama sisa mbamin'ny adiny rehetra sy ny fanaony, indro, efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny mpanjakan'ny Isiraely sy ny Joda izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny tantaran’i Jotama sisa mbamin’ny adiny rehetra sy ny nataony rehetra, indro, efa voasoratra ao amin’ny bokin’ny mpanjakan’ny Israely sy ny Joda izany.
malagasy
Ary ny tantaran'i Jotama sisa mbamin'ny adiny rehetra sy ny fanaony, indro, efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny mpanjakan'ny Isiraely sy ny Joda izany.