2 Chronicles 27:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dimy amby roapolo taona izy raha nanomboka nanjaka ary enina amby folo taona no nanjakany tany Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
25 taona izy fony vao nanjaka, ary 16 taona no nanjakany tao Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feno 25 taona izy fony tonga mpanjaka; ary naharitra 16 taona no nanjakany tao Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Dimy amby roa-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary enina ambin'ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dimy amby roapolo taona izy raha nanomboka nanjaka ary enina amby folo taona no nanjakany tany Jerosalema.
malagasy
Dimy amby roa-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary enina ambin'ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema.Ary Jotama lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tany an-Tanànan'i Davida izy; ary Ahaza zanany no nanjaka nandimby azy.