2 Chronicles 27:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nodimandry any amin’ny razany i Jotama, dia nalevina tany an-Tanànan’i Davida izy; ary i Ahaza zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nody mandry any amin’ny razany i Joatama, ka nalevina tao an-tanànan’i Davida. Ary i Akaza zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany kosa i Jôtama, dia nalevina tao an- Tanànan’i Davida; ary i Ahaza zanany lahy no nanjaka nandimby azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Jotama lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tany an-Tanànan'i Davida izy; ary Ahaza zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nodimandry any amin’ny razany i Jotama, dia nalevina tany an-Tanànan’i Davida izy; ary i Ahaza zanany no nanjaka nandimby azy.
malagasy
Ary Jotama lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tany an-Tanànan'i Davida izy; ary Ahaza zanany no nanjaka nandimby azy.