2 Chronicles 28:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Roapolo taona i Ahaza raha nanomboka nanjaka ary enina amby folo taona no nanjakany tany Jerosalema; tsy nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO tahaka an’i Davida rainy izy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary 20 taona i Akaza fony vao nanjaka, ary 16 taona no nanjakany teo Jerosalema. Tsy nanao izay mahitsy eo anatrehan’i Iaveh tahaka an’i Davida rainy izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feno roapolo taona i Ahaza fony izy tonga mpanjaka; ary naharitra 16 taona no nanjakany tao Jerosalema. Tsy mba nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO tahaka an’i Davida razambeny izy,
Malagasy Bible 1865
Roa-polo taona Ahaza, fony izy vao nanjaka, ary enina ambin'ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema; ary tsy mba nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah tahaka an'i Davida rainy izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Roapolo taona i Ahaza raha nanomboka nanjaka ary enina amby folo taona no nanjakany tany Jerosalema; tsy nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO tahaka an’i Davida rainy izy
malagasy
[Ny nanjakan'i Ahaza] Roa-polo taona Ahaza, fony izy vao nanjaka, ary enina ambin'ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema; ary tsy mba nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah tahaka an'i Davida rainy izy,