2 Chronicles 28:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ankehitriny, ny taranak’i Joda sy Jerosalema dia kasainareo handevozina ho andevolahinareo sy ho andevovavinareo; koa tsy mba manan-keloka amin’NY TOMPO Andriamanitrareo koa va ianareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ankehitriny mbola kasainareo hampanekena ho andevo lahinareo sy andevo vavinareo koa ny taranak’i Jodà sy i Jerosalema! Fa ianareo kosa, moa tsy mba manan-keloka amin’i Iaveh Andriamanitrareo va ianareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ankehitriny ny terak’i Joda sy i Jerosalema, na lahy na vavy, dia kasainareo handevozina; ka tonga manan-keloka amin’ny TOMPO Andriamanitrareo koa ianareo!
Malagasy Bible 1865
Ary ankehitriny ny taranak'i Joda sy Jerosalema dia kasainareo handevozina ho andevolahinareo sy ho andevovanivareo; ka moa ianareo ireo va tsy mba manan-keloka amin'i Jehovah Andriamanitrareo koa?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ankehitriny, ny taranak’i Joda sy Jerosalema dia kasainareo handevozina ho andevolahinareo sy ho andevovavinareo; koa tsy mba manan-keloka amin’NY TOMPO Andriamanitrareo koa va ianareo?
malagasy
Ary ankehitriny ny taranak'i Joda sy Jerosalema dia kasainareo handevozina ho andevolahinareo sy ho andevovanivareo; ka moa ianareo ireo va tsy mba manan-keloka amin'i Jehovah Andriamanitrareo koa?