2 Chronicles 28:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ankehitriny, mihainoa ahy ka avereno ny babo izay efa noentinareo avy tamin’ny rahalahinareo; fa mirehitra aminareo ny fahatezeran’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny mihainoa ahy ianareo, ary alefaso ireo babo nalainareo tamin’ny rahalahinareo ireo, fa mirehitra aminareo ny fahatezeran’i Iaveh.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Henoy àry aho: Alefaso ny olona sambo-belona izay nentinareo avy tamin’ny Jodeanina havanareo, satria irehetan’ny fahatezeran’ny TOMPO ianareo.
Malagasy Bible 1865
Ary ankehitriny mihainoa ahy, koa alefaso ny babo izay efa nentinareo avy tamin'ny rahalahinareo; fa mirehitra aminareo ny fahatezeran'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ankehitriny, mihainoa ahy ka avereno ny babo izay efa noentinareo avy tamin’ny rahalahinareo; fa mirehitra aminareo ny fahatezeran’NY TOMPO.
malagasy
Ary ankehitriny mihainoa ahy, koa alefaso ny babo izay efa nentinareo avy tamin'ny rahalahinareo; fa mirehitra aminareo ny fahatezeran'i Jehovah.