2 Chronicles 28:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia navelan’ny miaramila ho eo anatrehan’ny mpanapaka sy ny fiangonana rehetra izay sambo-belona sy babo azony,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nalefan’ny miaramila teo anatrehan’ireo lehibe sy ny fiangonana rehetra, ireto sambo-belona sy babo nentiny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo anatrehan’ny manampahefana sy ny vahoaka rehetra tafangona teo no nalefan’ireo miaramila ny sambo-belona sy babo azony.
Malagasy Bible 1865
Dia nalefan'ny miaramila teo anatrehan'ny mpanapaka sy ny fiangonana rehetra izay sambo-belona sy babo azony,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia navelan’ny miaramila ho eo anatrehan’ny mpanapaka sy ny fiangonana rehetra izay sambo-belona sy babo azony,
malagasy
Dia nalefan'ny miaramila teo anatrehan'ny mpanapaka sy ny fiangonana rehetra izay sambo-belona sy babo azony,