2 Chronicles 28:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany i Ahaza mpanjaka dia nandefa iraka tany amin’ny mpanjakan’i Arama nangataka azy hanampy azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany andro izany i Akaza mpanjaka naniraka olona hangata-bonjy amin’ireo mpanjakan’i Asiria,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany andro izany i Ahaza mpanjaka no nandefa iraka ho any amin’ny mpanjakan’i Asiria mba hangataka ny any hanampy azy.
Malagasy Bible 1865
famin'izany andro izany Ahaza mpanjaka naniraka tany amin'ny mpanjakan'i Asyria nangataka ny any hanampy azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany andro izany i Ahaza mpanjaka dia nandefa iraka tany amin’ny mpanjakan’i Arama nangataka azy hanampy azy.
malagasy
famin'izany andro izany Ahaza mpanjaka naniraka tany amin'ny mpanjakan'i Asyria nangataka ny any hanampy azy.