2 Chronicles 28:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa nandeha tamin’ny lalan’ireo mpanjakan’ny Israely sady nanao sarin-javatra voarendrika ho an’ireo Baala koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa nandeha tamin’ny lalan’ny mpanjakan’i Israely, ary nanao sarin-javatra anidina ho an’ireo Baala aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa nitondra tena tahaka ny mpanjakan’i Israely avaratra. Nanao sarivongan-tsampy ho fanajana an’ireo Bahala mihitsy aza i Ahaza.
Malagasy Bible 1865
fa nandeha tamin'ny lalan'ny mpanjakan'ny Isiraely izy sady nanao sarin-javatra an-idina ho an'ireo Bala koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa nandeha tamin’ny lalan’ireo mpanjakan’ny Israely sady nanao sarin-javatra voarendrika ho an’ireo Baala* koa.
malagasy
fa nandeha tamin'ny lalan'ny mpanjakan'ny Isiraely izy sady nanao sarin-javatra an-idina ho an'ireo Bala koa.