2 Chronicles 28:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tonga tao aminy i Tiglato-Pilesera, mpanjakan’i Arama, nefa nampahory azy fa tsy nampahery azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga namely azy i Telgata-Falasara mpanjakan’i Asiria, nampiseho halozana taminy, fa tsy nampahery azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tonga i Tiglato-Pilesera mpanjakan’i Asiria kanefa nanao fahirano an’i Ahaza fa tsy nanampy azy akory.
Malagasy Bible 1865
Ary Tiglato-pilesera, mpanjakan'i Asyria, tonga tao aminy, nefa nampahory azy fa tsy nampahery azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tonga tao aminy i Tiglato-Pilesera, mpanjakan’i Arama, nefa nampahory azy fa tsy nampahery azy.
malagasy
Ary Tiglato-pilesera, mpanjakan'i Asyria, tonga tao aminy, nefa nampahory azy fa tsy nampahery azy.