2 Chronicles 28:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa efa nalain’i Ahaza ny zavatra tao amin’ny tranon’NY TOMPO sy ny tao an-tranon’ny mpanjaka sy ny an’ny mpanapaka, ary efa nomeny ny mpanjakan’i Arama, nefa tsy nahasoa azy akory izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nalain’i Akaza ny zavatra tao an-tranon’i Iaveh sy ny tao an-tranon’ny mpanjaka mbamin’ny lehibe, ka nanao fanatitra ho an’ny mpanjakan’i Asiria, fa tsy nahazo fanampiana tamin’izany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nakan’i Ahaza ampahany aza ny zavatra tao an- tranon’ny TOMPO sy tao an-dapany ary tao an-tranon’ny manampahefana, ka efa nomeny ny mpanjakan’i Asiria; saingy tsy nahazoany tombontsoa akory izany.
Malagasy Bible 1865
Fa efa nalain'i Ahaza ny zavatra tao an-tranon'i Jehovah sy tao an-tranon'ny mpanjaka sy ny an'ny mpanapaka, ary efa nomeny ny mpanjakan'i Asyria, nefa tsy nahasoa azy akory izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa efa nalain’i Ahaza ny zavatra tao amin’ny tranon’NY TOMPO sy ny tao an-tranon’ny mpanjaka sy ny an’ny mpanapaka, ary efa nomeny ny mpanjakan’i Arama, nefa tsy nahasoa azy akory izany.
malagasy
Fa efa nalain'i Ahaza ny zavatra tao an-tranon'i Jehovah sy tao an-tranon'ny mpanjaka sy ny an'ny mpanapaka, ary efa nomeny ny mpanjakan'i Asyria, nefa tsy nahasoa azy akory izany.