2 Chronicles 28:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro nampahoriana azy dia mbola nanao izay nahadiso tamin’NY TOMPO ihany io Ahaza mpanjaka io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na tao anatin’izany fahoriana nanjò azy izany aza, mbola nanohy ny fahotana tamin’i Iaveh ihany izy Akaza mpanjaka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny andro nanaovana fahirano azy, dia mbola nanao izay nahadiso amin’ny TOMPO ihany io Ahaza mpanjaka io.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro nampahoriana azy dia mbola nanao izay nahadiso amin'i Jehovah ihany io Ahaza mpanjaka io.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro nampahoriana azy dia mbola nanao izay nahadiso tamin’NY TOMPO ihany io Ahaza mpanjaka io.
malagasy
Ary tamin'ny andro nampahoriana azy dia mbola nanao izay nahadiso amin'i Jehovah ihany io Ahaza mpanjaka io.