2 Chronicles 28:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary namono zavatra hatao fanatitra ho an’ireo andriamanitr’i Damaskosy izay namely azy izy ka nilaza hoe: Ireo andriamanitry ny mpanjakan’i Arama, izay nanampy azy, no hamonoako zavatra hatao fanatitra mba hanampiany ahy. Kanjo tonga fandravana azy sy ny Israely rehetra ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa nanao sorona tamin’ny andriamanitr’i Damasa izay namely azy izy, ka nanao hoe: «Ny andriamanitr’ireo mpanjakan’i Siria no mamonjy azy ireo, koa hotolorako sorona dia hamonjy ahy.» Kanjo ireo no tonga fandravana azy sy i Israely rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ireo andriamanitr’i Damasy, izay andriamanitra nandresy an’i Ahaza, no nanolorany sorona satria hoy izy anakampony hoe: «Nanampy ny mpanjakan’i Siria ireo andriamanitra ireo, ka dia hanolorako sorona koa mba hanampiany ahy.» Kanjo tonga fandravana an’i Ahaza sy ny vahoakany rehetra ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary namono zavatra hatao fanatitra ho an'ireo andriamanitr'i Damaskosy, izay namely azy, izy ka nanao hoe: Ireo andriamanitry ny mpanjakan'i Asyria, izay nanampy azy, no hamonoako zavatra hatao fanatitra mba hanampiany ahy. Kanjo tonga fandravana azy sy ny Isiraely rehetra ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary namono zavatra hatao fanatitra ho an’ireo andriamanitr’i Damaskosy izay namely azy izy ka nilaza hoe: Ireo andriamanitry ny mpanjakan’i Arama, izay nanampy azy, no hamonoako zavatra hatao fanatitra mba hanampiany ahy. Kanjo tonga fandravana azy sy ny Israely rehetra ireo.
malagasy