2 Chronicles 28:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary teny amin’ny tanànan’i Joda rehetra dia nanaovany toerana fanaovana sorona handoroana ditin-kazo manitra ho an’ny andriamanitra hafa ka nahatezitra NY TOMPO, Andriamanitry ny razany, izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tany amin’ny tanànan’i Jodà no nasiany fitoerana avo tsirairay avy, hanaterany zava-manitra ho an’ny andriamani-kafa, ka dia nahatezitra an’i Iaveh Andriamanitry ny razany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary isan-tanànan’ny fanjakàn’i Joda dia nanaovany toeram-panasinana mba handoroana sorona hanetona ho an’ny andriamani-kafa, ka izany no nahatezitra ny TOMPO Andriamanitry ny razany.
Malagasy Bible 1865
Ary teny amin'ny tanànan'ny Joda rehetra dia nanaovany fitoerana avo handoroana ditin-kazo manitra ho an'ny andriamani-kafa, ka dia nahatezitra an'i Jehovah, Andriamanitry ny razany, izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary teny amin’ny tanànan’i Joda rehetra dia nanaovany toerana fanaovana sorona handoroana ditin-kazo manitra ho an’ny andriamanitra hafa ka nahatezitra NY TOMPO, Andriamanitry ny razany, izy.
malagasy
Ary teny amin'ny tanànan'ny Joda rehetra dia nanaovany fitoerana avo handoroana ditin-kazo manitra ho an'ny andriamani-kafa, ka dia nahatezitra an'i Jehovah, Andriamanitry ny razany, izy.