2 Chronicles 28:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny tantarany sisa sy izay nataony rehetra, hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany, indreo, voasoratra ao amin’ny bokin’ny mpanjakan’ny Joda sy ny Israely izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny asany sisa mbamin’ny lalany rehetra, ny voalohany sy ny farany, dia indro fa efa voasoratra ao amin’ny bokin’ny mpanjakan’i Jodà sy i Israely izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sisa amin’ny tantaran’i Ahaza sy ny zavatra nataony, na tamboalohany na tafara, dia voasoratra ao amin’ny Bokin’ireo mpanjakan’i Joda sy i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tantarany sisa sy ny fanaony rehetra, na ny voalohany na ny farany, indreo, efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny mpanjakan'ny Joda sy ny Isiraely izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny tantarany sisa sy izay nataony rehetra, hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany, indreo, voasoratra ao amin’ny bokin’ny mpanjakan’ny Joda sy ny Israely izany.
malagasy
Ary ny tantarany sisa sy ny fanaony rehetra, na ny voalohany na ny farany, indreo, efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny mpanjakan'ny Joda sy ny Isiraely izany.Ary Ahaza lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao an-tanàna Jerosalema izy, fa tsy mba natao tao amin'ny fasan'ny mpanjakan'ny Isiraely. Ary Hezekia zanany no nanjaka nandimby azy.