2 Chronicles 28:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary namono zavatra hatao fanatitra izy sady nandoro ditin-kazo manitra teny amin’ny toerana fanaovana sorona sy teny an-tampon’ny havoana ary teny ambanin’ny hazo maitso rehetra koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanatitra sorona aman-java-manitra teny amin’ny fitoerana avo sy ny havoana ary teny ambany hazo maitso rehetra teny izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao sorona biby sy nandoro azy hanetona teny amin’ny toeram-panasinana ary koa teny an-tampon-kavoana sy teny ambany hazo maitso midoroboka rehetra teny.
Malagasy Bible 1865
Ary namono zavatra hatao fanatitra izy sady nandoro ditin-kazo manitra teny amin'ny fitoerana avo koa sy teny an-tampon'ny havoana ary teny ambanin'ny hazo maitso rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary namono zavatra hatao fanatitra izy sady nandoro ditin-kazo manitra teny amin’ny toerana fanaovana sorona sy teny an-tampon’ny havoana ary teny ambanin’ny hazo maitso rehetra koa.
malagasy
Ary namono zavatra hatao fanatitra izy sady nandoro ditin-kazo manitra teny amin'ny fitoerana avo koa sy teny an-tampon'ny havoana ary teny ambanin'ny hazo maitso rehetra.