2 Chronicles 29:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dimy amby roapolo taona i Hezekia raha nanomboka nanjaka ary sivy amby roapolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran’ny reniny dia Abia, zanakavavin’i Zakaria.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
25 taona i Ezekiasa fony vao nanjaka, ary 29 taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Abià zanak’i Zakariasa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feno 25 taona i Hezekià fony tonga mpanjaka; ary naharitra 29 taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Abià, zanakavavin’i Zakarià.
Malagasy Bible 1865
Dimy amby roa-polo taona Hezekia, fony izy vao nanjaka, ary sivy amby roa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Abia, zanakavavin'i Zakaria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dimy amby roapolo taona i Hezekia raha nanomboka nanjaka ary sivy amby roapolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran’ny reniny dia Abia, zanakavavin’i Zakaria.
malagasy
[Ny niandohan'ny nanjakan'i Hezekia, sy ny nanadiovany ny tempoly, ary ny nitokanany azy indray] Dimy amby roa-polo taona Hezekia, fony izy vao nanjaka, ary sivy amby roa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Abia, zanakavavin'i Zakaria.