2 Chronicles 29:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa efa ato am-poko ny hanao fanekena amin’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, mba hiala amintsika ny fahatezerany mirehitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka tapa-kevitra ankehitriny aho ny hanao fanekena amin’i Iaveh Andriamanitr’i Israely, mba hialan’ny fahatezerany mirehitra amintsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nanapa-kevitra aho ny hanao fanekempihavanana amin’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely mba hiala amintsika ny fahatezerany mirehitra.
Malagasy Bible 1865
Ka dia efa mby ato am-poko ny hanao fanekena amin'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, mba hiala amintsika ny fahatezerany mirehitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa efa ato am-poko ny hanao fanekena amin’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, mba hiala amintsika ny fahatezerany mirehitra.
malagasy
Ka dia efa mby ato am-poko ny hanao fanekena amin'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, mba hiala amintsika ny fahatezerany mirehitra.