2 Chronicles 29:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
avy amin’ny taranak’i Elizafana dia i Simry sy i Jeiela; avy amin’ny taranak’i Asafa dia i Zakaria sy i Matania;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tamin’ny taranak’i Elisafàna: i Samrỳ sy i Jahiela; tamin’ny taranak’i Asafa: i Zakariasa sy i Mataniasa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tamin’ny terak’i Elitsafàna, dia i Simrỳ sy i Jehoela; tamin’ny terak’i Asafa, dia i Zakarià sy i Matanià;
Malagasy Bible 1865
ary tamin'ny taranak'i Elizafana dia Simry sy Jeiela; ary tamin'ny taranak'i Asafa dia Zakaria sy Matania;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
avy amin’ny taranak’i Elizafana dia i Simry sy i Jeiela; avy amin’ny taranak’i Asafa dia i Zakaria sy i Matania;
malagasy
ary tamin'ny taranak'i Elizafana dia Simry sy Jeiela; ary tamin'ny taranak'i Asafa dia Zakaria sy Matania;