2 Chronicles 29:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
avy amin’ny taranak’i Hemana dia i Jehiela sy i Simey; avy amin’ny taranak’i Jedotona dia i Semaia sy i Oziela.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tamin’ny taranak’i Hemàna: i Jahiela sy i Semeià; ary tamin’ny taranak’i Iditona i Semeiàsa sy i Oziela.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny terak’i Hemàna, dia i Jehiela sy i Simehỳ; ary tamin’ny terak’i Jedotòna, dia i Semahià sy i Hoziela.
Malagasy Bible 1865
ary tamin'ny taranak'i Hemana dia Jehiela sy Simey; ary tamin'ny taranak'i Jedotona dia Semaia sy Oziela.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
avy amin’ny taranak’i Hemana dia i Jehiela sy i Simey; avy amin’ny taranak’i Jedotona dia i Semaia sy i Oziela.
malagasy
ary tamin'ny taranak'i Hemana dia Jehiela sy Simey; ary tamin'ny taranak'i Jedotona dia Semaia sy Oziela.