2 Chronicles 29:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary namory ny rahalahiny izy dia samy nanamasina ny tenany avy ireo ka tonga, araka ny didin’ny mpanjaka, noho ny tenin’NY TOMPO mba hanadio ny tranon’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Novorin’izy ireo ny rahalahiny, ary samy nanamasina ny tenany izy, dia tonga hanadio ny tranon’i Iaveh, araka ny didin’ny mpanjaka, sy noho ny tenin’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namory ny mpiray tarika aminy avy izy ireo, ka samy nidio tena; avy eo dia niditra ny tranon’ny TOMPO mba hanadio izany, araka ny didin’ny mpanjaka mifototra amin’ny tenin’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary namory ny rahalahiny izy, ka dia samy nanamasina ny tenany avy, dia tonga araka ny didin'ny mpanjaka noho ny tenin'i Jehovah mba hanadio ny tranon'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary namory ny rahalahiny izy dia samy nanamasina ny tenany avy ireo ka tonga, araka ny didin’ny mpanjaka, noho ny tenin’NY TOMPO mba hanadio ny tranon’NY TOMPO.
malagasy
Ary namory ny rahalahiny izy, ka dia samy nanamasina ny tenany avy, dia tonga araka ny didin'ny mpanjaka noho ny tenin'i Jehovah mba hanadio ny tranon'i Jehovah.