2 Chronicles 29:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO izy, tahaka izay rehetra nataon’i Davida rainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao izay mahitsy eo imason’i Iaveh toy izay rehetra nataon’i Davida rainy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO i Hezekià, tahaka izay rehetra nataon’i Davida razambeny.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah izy, tahaka izay rehetra nataon'i Davida rainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO izy, tahaka izay rehetra nataon’i Davida rainy.
malagasy
Ary nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah izy, tahaka izay rehetra nataon'i Davida rainy.