2 Chronicles 29:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nifoha vao maraina i Hezekia mpanjaka ka namory ny mpanapaka ny tanàna ary niakatra ho ao amin’ny tranon’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa nifoha maraina koa i Ezekiasa mpanjaka, ka namory ny lehiben’ny tanàna, dia niakatra ho ao an-tranon’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ampitso dia nifoha maraina koa i Hezekià mpanjaka, ka namory ny manampahefan’ny tanàna, dia niakatra ho ao an- tranon’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Dia nifoha maraina koa Hezekia mpanjaka ka namory ny mpanapaka ny tanàna, dia niakatra ho ao an-tranon'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nifoha vao maraina i Hezekia mpanjaka ka namory ny mpanapaka ny tanàna ary niakatra ho ao amin’ny tranon’NY TOMPO.
malagasy
Dia nifoha maraina koa Hezekia mpanjaka ka namory ny mpanapaka ny tanàna, dia niakatra ho ao an-tranon'i Jehovah.