2 Chronicles 29:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny osilahy ho fanatitra noho ny ota dia noentiny teo anatrehan’ny mpanjaka sy ny fiangonana ka nametrahany tanana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay vao naroso eo anatrehan’ny mpanjaka sy ny fiangonana ireo osilahy noho ny ota, ka nametrahan’izy rehetra tanana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny osilahy hatao sorona fanalana ny ota dia nentina teo anatrehan’ny mpanjaka sy ny vahoaka tafangona ka nametrahan’izy rehetra tanana;
Malagasy Bible 1865
Ary ny osilahy ho fanatitra noho ny ota dia nentiny teo anatrehan'ny mpanjaka sy ny fiangonana ka nametrahany tanana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny osilahy ho fanatitra noho ny ota dia noentiny teo anatrehan’ny mpanjaka sy ny fiangonana ka nametrahany tanana;
malagasy
Ary ny osilahy ho fanatitra noho ny ota dia nentiny teo anatrehan'ny mpanjaka sy ny fiangonana ka nametrahany tanana;