2 Chronicles 29:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitsangana teo ny levita nitondra ny zavamanenon’i Davida, ary teo koa ny mpisorona izay nitondra ny trompetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nilahatra ny Levita nitondra ny zava-manenon’i Davida, mbamin’ny nitondra trômpetra koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia naka toerana ny levita ombàn’ny zava-manenon’i Davida, ary koa ny mpisorona ombàn’ny trompetra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Levita nitsangana teo nitondra ny zava-manenon'i Davida, ary ny mpisorona koa nitondra ny trompetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitsangana teo ny levita nitondra ny zavamanenon’i Davida, ary teo koa ny mpisorona izay nitondra ny trompetra.
malagasy
Ary ny Levita nitsangana teo nitondra ny zava-manenon'i Davida, ary ny mpisorona koa nitondra ny trompetra.