2 Chronicles 29:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nasain’i Hezekia natolotra teo ambonin’ny alitara ny fanatitra dorana manontolo; koa raha vao natomboka ny fanolorana ny fanatitra dorana manontolo dia natomboka koa ny fihirana ho an’NY TOMPO sy ny fitsofana ny trompetra niaraka tamin’ny zavamanenon’i Davida, mpanjakan’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nasain’i Ekeziasa natolotra teo ambonin’ny ôtely ny sorona dorana; ka vao natomboka ny sorona dorana, dia natomboka koa ny hira ho an’i Iaveh, mbamin’ny feon-trômpetra, narahin’ny zava-manenon’i Davida mpanjakan’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo nasain’i Hezekià natolotra teo ambony alitara ny sorona dorana manontolo; ka vantany vao natomboka izany fanoloran-tsorona izany, dia natomboka noredonina koa ny hira ho an’ny TOMPO sady narahin’ny feon-trompetra sy ny zava-manenon’i Davida mpanjakan’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary nasain'i Hezekia naterina teo ambonin'ny alitara ny fanatitra dorana; ary raha vao natomboka ny nanaterana ny fanatitra dorana, dia natomboka koa ny fihirana ho an'i Jehovah sy ny fitsofana ny trompetra ka notarihin'ny zava-manenon'i Davida, mpanjakan'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nasain’i Hezekia natolotra teo ambonin’ny alitara ny fanatitra dorana manontolo; koa raha vao natomboka ny fanolorana ny fanatitra dorana manontolo dia natomboka koa ny fihirana ho an’NY TOMPO sy ny fitsofana ny trompetra niaraka tamin’ny zavamanenon’i Davida, mpanjakan’ny Israely.
malagasy