2 Chronicles 29:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niankohoka ny fiangonana manontolo, nihira ny mpihira, ary ny mpitsoka trompetra dia nitsoka, mandra-pahavitan’ny fanatitra dorana manontolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niankohoka ny fiangonana rehetra, nohiraina ny hira, ary notsofina ny trômpetra, ary izany rehetra izany naharitra mandra-pahavitan’ny sorona dorana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niankohoka avokoa ny vahoaka tafangona teo, fa ny mpihira kosa nihira hatrany ary ny mpanao mozika nitsoka trompetra, mandra-pahavitan’ny sorona dorana manontolo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fiangonana rehetra niankohoka, ary ny mpihira nihira, ary ny mpitsoka trompetra nitsoka mandra-pahavitan'ny fanatitra dorana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niankohoka ny fiangonana manontolo, nihira ny mpihira, ary ny mpitsoka trompetra dia nitsoka, mandra-pahavitan’ny fanatitra dorana manontolo.
malagasy
Ary ny fiangonana rehetra niankohoka, ary ny mpihira nihira, ary ny mpitsoka trompetra nitsoka mandra-pahavitan'ny fanatitra dorana.