2 Chronicles 29:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny volana voalohany tamin’ny taona voalohany nanjakany dia namoha ny varavaran’ny tranon’NY TOMPO izy ka nanamboatra izay simba tao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny volana voalohany, amin’ny taona voalohany nanjakany, novohany ny varavaran’ny tranon’i Iaveh, dia namboatra azy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny volana voalohan’ny taona voalohany nanjakany, dia novohany sady namboariny avy ny varavaran’ny tranon’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny volana voalohany tamin'ny taona voalohany nanjakany dia namoha ny varavaran'ny tranon'i Jehovah izy ka namboatra azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny volana voalohany tamin’ny taona voalohany nanjakany dia namoha ny varavaran’ny tranon’NY TOMPO izy ka nanamboatra izay simba tao.
malagasy
Tamin'ny volana voalohany tamin'ny taona voalohany nanjakany dia namoha ny varavaran'ny tranon'i Jehovah izy ka namboatra azy.