2 Chronicles 29:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny zavatra nohamasinina dia omby eninjato sy ondry aman’osy telo arivo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Afa-tsy ireo, nisy omby 600, sy ondry 3.000 natokana koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sorona hafa kosa dia omby eninjato sy ondry aman’osy telo arivo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zavatra nohamasinina dia omby enin-jato sy ondry aman'osy telo arivo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny zavatra nohamasinina dia omby eninjato sy ondry aman’osy telo arivo.
malagasy
Ary ny zavatra nohamasinina dia omby enin-jato sy ondry aman'osy telo arivo.