2 Chronicles 29:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary faly i Hezekia sy ny vahoaka rehetra noho izay namboarin’Andriamanitra ho an’ny olona, satria tampoka no nanaovana izany raharaha izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Faly i Ezekiasa sy ny vahoaka tamin’izay namboarin’Andriamanitra ho an’ny vahoaka; fa vita tampoka izany zavatra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary faly i Hezekià sy ny vahoaka rehetra noho ny amin’izay navelan’Andriamanitra hotanterahiny, satria tampotampoka izany raharaha izany.
Malagasy Bible 1865
Ary faly Hezekia sy ny vahoaka rehetra noho izay namboarin'Andriamanitra ho an'ny olona, satria tampoka izany raharaha izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary faly i Hezekia sy ny vahoaka rehetra noho izay namboarin’Andriamanitra ho an’ny olona, satria tampoka no nanaovana izany raharaha izany.
malagasy
Ary faly Hezekia sy ny vahoaka rehetra noho izay namboarin'Andriamanitra ho an'ny olona, satria tampoka izany raharaha izany.