2 Chronicles 29:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nampidiriny tao ny mpisorona sy ny levita ka nangoniny teo amin’ny kianja malalaka teo atsinanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampiantsoiny ny mpisorona sy ny Levita, dia novoriny teo amin’ny kianja atsinanana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nasainy tonga ireo mpisorona sy levita ka nangoniny teo amin’ny Kianja Atsinanana
Malagasy Bible 1865
Ary dia nampidiriny tao ny mpisorona sy ny Levita ka nangoniny teo ankalalahana atsinanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nampidiriny tao ny mpisorona sy ny levita* ka nangoniny teo amin’ny kianja malalaka teo atsinanana.
malagasy
Ary dia nampidiriny tao ny mpisorona sy ny Levita ka nangoniny teo ankalalahana atsinanana.