2 Chronicles 29:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nikomy sy nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO Andriamanitsika ny razantsika ary nahafoy Azy ka niamboho ny fonenan’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nanota ny razantsika, nanao izay ratsy eo imason’i Iaveh Andriamanitsika izy, nahafoy Azy izy, nihodina tsy hanatrika ny fonenan’i Iaveh izy, ary niamboho Azy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nivadika tamin’ny TOMPO Andriamanitsika ny razantsika sy nanao izay ratsy eo imasony ary nandao Azy; niamboho ny TOMPO ireo ka tsy niatri-maso ny fonenany intsony.
Malagasy Bible 1865
Fa ny razantsika nandiso sy nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah Andriamanitsika ary nahafoy Azy sy nihodina ka niamboho ny fonenan'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nikomy sy nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO Andriamanitsika ny razantsika ary nahafoy Azy ka niamboho ny fonenan’NY TOMPO.
malagasy
Fa ny razantsika nandiso sy nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah Andriamanitsika ary nahafoy Azy sy nihodina ka niamboho ny fonenan'i Jehovah.