2 Chronicles 29:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary narindriny ny varavarana amin’ny lalantsara fidirana, dia novonoiny ny jiro sady tsy nodorany ny ditin-kazo manitra, ary tsy natolony tao amin’ny fitoerana masina ho an’Andriamanitry ny Israely ny fanatitra dorana manontolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Narindriny aza ny varavaran’ny lavarangana fidirana, novonoiny koa ny jiro, ary tsy nandoro zava-manitra na nanatitra ny sorona dorana ho an’ny Andriamanitr’Israely teo amin’ny fitoerana masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nohidiany ny varavarana amin’ny lalantsara fidirana, navelany ho faty ny jiro, ary tsy nandoroany vovo-javamanitra sady tsy nanolorany sorona dorana manontolo ho an’Andriamanitr’i Israely intsony tao amin’ny tempoliny.
Malagasy Bible 1865
Ary narindriny ny varavarana amin'ny lavarangana fidirana, dia novonoiny ny jiro. sady tsy nodorany ny ditin-kazo manitra, ary ny fanatitra dorana tsy nateriny tao amin'ny fitoerana masina ho an'Andriamanitry ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary narindriny ny varavarana amin’ny lalantsara fidirana, dia novonoiny ny jiro sady tsy nodorany ny ditin-kazo manitra, ary tsy natolony tao amin’ny fitoerana masina ho an’Andriamanitry ny Israely ny fanatitra dorana manontolo.
malagasy