2 Chronicles 29:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa e! Lavon’ny sabatra ny razantsika, ary ny zanakalahintsika sy ny zanakavavintsika ary ny vadintsika dia efa babo noho izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary noho izany, dia indro fa lavon’ny sabatra ny razantsika, lasan-ko babo ny zanaka lahintsika sy ny zanaka vavintsika mbamin’ny vadintsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
He! matin’ny sabatra ireo vatan-dehilahy razantsika, ary ny vady aman-janany dia efa natao sambo-belona.
Malagasy Bible 1865
Fa he! lavon'ny sabatra ny razantsika, ary ny zanakalahintsika sy ny zanakavavintsika sy ny vadintsika dia efa babo noho izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa e! Lavon’ny sabatra ny razantsika, ary ny zanakalahintsika sy ny zanakavavintsika ary ny vadintsika dia efa babo noho izany.
malagasy
Fa he! lavon'ny sabatra ny razantsika, ary ny zanakalahintsika sy ny zanakavavintsika sy ny vadintsika dia efa babo noho izany.