2 Chronicles 3:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nosokirany sarin’ny kerobima roa tao amin’ny efitrano masina indrindra, avy eo dia nopetahany takelaka volamena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao kerobima roa, taozavatra voasikotra, tao amin’ny efitrano masina indrindra, ary nopetahany volamena ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny Toeramasina Indrindra dia namboarana sarivongana kerobima anankiroa, ka metaly narendrika sady nopetahana takela-bolamena no nanaovana azy.
Malagasy Bible 1865
Ary tao amin'ny efi-trano masina indrindra dia nasiany sarin'ny kerobima roa, ary nosokiriny no nanaovany azy, dia nopetahany takela-bolamena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nosokirany sarin’ny kerobima* roa tao amin’ny efitrano masina indrindra, avy eo dia nopetahany takelaka volamena.
malagasy
Ary tao amin'ny efi-trano masina indrindra dia nasiany sarin'ny kerobima roa, ary nosokiriny no nanaovany azy, dia nopetahany takela-bolamena.