2 Chronicles 3:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao ny efitra lamba tamin’ny kofehy manga sy volomparasy ary jaky sy rongony fotsy madinika izy; ary nataony sarin’ny kerobima ny sorany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Jaky volomparasy, jaky mena, lamba mena antitra ary rongony madinika no nataony salobona, ka nasiany kerobima vita amborodara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lamba rongony voaloko volomparasy sy mena ary jaky no nanaovana ny efitra lamba; ka sarin-kerobima no natao sorany.
Malagasy Bible 1865
Ary izy nanao ny efitra lamba tamin'ny manga sy volomparasy sy jaky sy rongony fotsy madinika; ary nataony sarin'ny kerobima ny sorany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao ny efitra lamba tamin’ny kofehy manga sy volomparasy ary jaky sy rongony fotsy madinika izy; ary nataony sarin’ny kerobima ny sorany.
malagasy
Ary izy nanao ny efitra lamba tamin'ny manga sy volomparasy sy jaky sy rongony fotsy madinika; ary nataony sarin'ny kerobima ny sorany.